2 Kings 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona madinika kosa dia nisy navelany ihany ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa olo-mahantra tompon-tany vitsivitsy sisa navelan’ny kapitenin’ny mpiambina ho mpamboly voaloboka sy ho mpiasa tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia nisy ampahan’ny vahoaka mahantra navelany mba hamboly ny tanimboaloboka sy ny saha.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny olona malahelo dia nisy navelany ihany ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona madinika kosa dia nisy navelany ihany ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.
malagasy
Nefa ny olona malahelo dia nisy navelany ihany ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.