2 Kings 25:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentiny koa ny vilany fandraofan-davenona, ny sotron’afo, ny antsy, ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay noentina nanaovana ny fanompoam-pivavahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny koa ny vilany, ny sotron’afo, ny antsy, ny kapoaka, mbamin’ny fanaka varahina rehetra, nenti-nanao ny fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainy koa ny fanaka halimo rehetra fampiasa amin’ny fanompoam-pivavahana, dia ny vilany fasian-davenona sy ny sotron’afo mbamin’ny antsy sy ny lovia.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo sy ny antsy sy ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao fanompoam-pivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentiny koa ny vilany fandraofan-davenona, ny sotron’afo, ny antsy, ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay noentina nanaovana ny fanompoam-pivavahana.
malagasy
Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo sy ny antsy sy ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao fanompoam-pivavahana.