2 Kings 25:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentiny koa ny fitoeran-davenon-jiro sy ny lovia famafazana; na ny volamena na ny volafotsy dia samy noentin’ny lehiben’ny mpiambina avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina koa ny fanembohana sy ny tasy, ny zavatra volamena sy ny zavatra volafotsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ny filohan’ny mpiambina koa ny fitaovana volamena sy volafotsy rehetra toy ny fandoroana zava-manitra sy ny tsatokaty famafazana.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny koa ny fitoeran-davenon-jiro sy ny lovia famafazana na ny volamena na ny volafotsy dia samy nentiny avokoa
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentiny koa ny fitoeran-davenon-jiro sy ny lovia famafazana; na ny volamena na ny volafotsy dia samy noentin’ny lehiben’ny mpiambina avokoa.
malagasy
Ary nentiny koa ny fitoeran-davenon-jiro sy ny lovia famafazana na ny volamena na ny volafotsy dia samy nentiny avokoa