2 Kings 25:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehiben’ny mpiambina dia nisambotra an’i Seraia mpisoronabe sy i Zefania, mpisorona manarakaraka azy, ny mpiandry varavarana telo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina i Saraiasa mpisorona lehibe, sy i Sôfônia mpisorona ambaratonga faharoa, ary mpiandry varavarana telo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehiben'ny mpiambina nisambotra an'i Seraia mpisoronabe sy zefania, mpisorona manarakaraka, ary mpiandry varavarana koa telo lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehiben’ny mpiambina dia nisambotra an’i Seraia mpisoronabe sy i Zefania, mpisorona manarakaraka azy, ny mpiandry varavarana telo lahy;
malagasy
Ary ny lehiben'ny mpiambina nisambotra an'i Seraia mpisoronabe sy zefania, mpisorona manarakaraka, ary mpiandry varavarana koa telo lahy;