2 Kings 25:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny olona izay sisa tany amin’ny tanin’ny Joda, izay navelan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia i Gedalia, zanak’i Ahikama, zanak’i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny vahoaka tafajanona tany amin’ny tanin’i Jodà, navelan’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna kosa, dia i Godoliasa zanak’i Ahikama zanak’i Safàna no notendreny ho mpanapaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namela ampahan’ny vahoaka tao amin’ny tanin’i Joda ihany i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna; ka notendreny hifehy ireo olona ireo i Gedalià zanakalahin’i Ahikama sady zafikelin’i Safàna.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny olona izay sisa tany amin'ny tanin'ny Joda, izay navelan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny olona izay sisa tany amin’ny tanin’ny Joda, izay navelan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia i Gedalia, zanak’i Ahikama, zanak’i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy.
malagasy
Fa ny amin'ny olona izay sisa tany amin'ny tanin'ny Joda, izay navelan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy.