2 Kings 25:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga ny olona rehetra, na kely na lehibe, mbamin’ny mpitarika ny miaramila, nankany Ejipta, satria natahotra ny Kaldeana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny vahoaka rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, mbamin’ireo lehiben’ny isan-toko-miaramila, dia niainga ka lasa nitsoaka nankany Ejipta fa natahotra ny Kaldeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga nankany Ejipta ny olon-drehetra na kely na lehibe mbamin’ny manamboninahitra noho ireo natahotra ny Babilônianina.
Malagasy Bible 1865
Ary niainga ny olona rehetra, na kely na lehibe, mbamin'ny komandin'ny miaramila, nankany Egypta, fa natahotra ny Kaldeana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga ny olona rehetra, na kely na lehibe, mbamin’ny mpitarika ny miaramila, nankany Ejipta, satria natahotra ny Kaldeana.
malagasy
Ary niainga ny olona rehetra, na kely na lehibe, mbamin'ny komandin'ny miaramila, nankany Egypta, fa natahotra ny Kaldeana izy.