2 Kings 25:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitenenany soa izy ka ny sezafiandrianany dia nataony ambony noho ny sezafiandrianan’ireo mpanjaka namany tao Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaovany teny soa izy, nataony ambonin’ny seza fiandrianan’ireo mpanjaka teo aminy tany Babilôna ny seza fiandrianany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanaovany teny mamy izy ary nomeny toerana ambony kokoa noho ny an’ireo mpanjaka hafa niaraka taminy tany Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany nataony ambony noho ny seza fiandrianan'ireo mpanjaka namany tao Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitenenany soa izy ka ny sezafiandrianany dia nataony ambony noho ny sezafiandrianan’ireo mpanjaka namany tao Babilona.
malagasy
Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany nataony ambony noho ny seza fiandrianan'ireo mpanjaka namany tao Babylona.