2 Kings 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahasivy tamin’ny volana dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina intsony ho an’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahasivin’ny volana, nony efa mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy mofo intsony ho an’ny vahoakan’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mafy dia mafy ny mosary tao an-tanàna ka tsy nanan-kohanina ny mponina; ary tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahasivy tamin'ny volana fahefatra dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina ho an'ny olona tompon-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahasivy tamin’ny volana dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina intsony ho an’ny vahoaka.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahasivy tamin'ny volana fahefatra dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina ho an'ny olona tompon-tany.