2 Kings 25:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara sakafony dia niantohan’ny mpanjaka, tsy tapaka, isanandro isanandro tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny fivelomany, dia ny fivelomany lalandava, dia ny mpanjaka no niantoka izany isan’andro tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa no nahazoan’i Jôiakina tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ny zavatra nilainy araka ny sahaza azy isan’andro mandra-pahafatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hanina nohaniny dia hanina nomena avy amin'ny mpanjaka araka ny tokony ho anjarany isan'andro isan'andro tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara sakafony dia niantohan’ny mpanjaka, tsy tapaka, isanandro isanandro tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Ary ny hanina nohaniny dia hanina nomena avy amin'ny mpanjaka araka ny tokony ho anjarany isan'andro isan'andro tamin'ny andro rehetra niainany.