2 Kings 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika ny mpanjaka anefa ny miaramilan’ny Kaldeana ka nahatratra azy teny amin’ny tany ngazana any Jeriko; dia niparitaka nandao azy ny miaramilany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nenjehin’ny tafiky ny Kaldeanina ny mpanjaka, ka tratrany teo an-tany lemak’i Jerikô; dia niparitaka lavitra azy ny tafiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nenjehin’ny miaramila babilônianina izy ary tratrany teo amin’ny lemak’i Jerikao; dia nihahaka nandao an’i Tsedekià ny tafiny manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramilan'ny Kaldeana nanenjika ny mpanjaka ka nahatratra azy teny amin'ny tani-hay any Jeriko; dia nipariaka nandao azy ny miaramilany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika ny mpanjaka anefa ny miaramilan’ny Kaldeana ka nahatratra azy teny amin’ny tany ngazana any Jeriko; dia niparitaka nandao azy ny miaramilany rehetra.
malagasy
Ary ny miaramilan'ny Kaldeana nanenjika ny mpanjaka ka nahatratra azy teny amin'ny tani-hay any Jeriko; dia nipariaka nandao azy ny miaramilany rehetra.