2 Kings 25:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voasambotra ny mpanjaka ka noentina niakatra ho any amin’ny mpanjakan’i Babilona tao Ribla ary notsaraina tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voasambotr’izy ireo ny mpanjaka dia nentiny niakatra ho any Reblà, amin’ny mpanjakan’i Babilôna, ka namoaka teny fitsarana momba azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voasambotra ny mpanjaka, dia nentina tany amin’ny mpanjakan’i Babilôna izay tao Riblà, ary namoahana didim-pitsarana.
Malagasy Bible 1865
Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentina niakatra ho any amin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla, ka dia notsaraina tao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voasambotra ny mpanjaka ka noentina niakatra ho any amin’ny mpanjakan’i Babilona tao Ribla ary notsaraina tao.
malagasy
Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentina niakatra ho any amin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla, ka dia notsaraina tao izy.