2 Kings 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafito tamin’ny volana fahadimy tamin’ny taona fahasivy amby folo nanjakan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia tonga tany Jerosalema i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, mpanompon’ny mpanjakan’i Babilona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana fahadimy, andro fahafiton’ny volana, taona faha-19 nanjakan’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, dia tonga tao Jerosalema i Nabozardàna, kapitenin’ny mpiambina mpanompon’ny mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, nony andro fahafiton’ny volana fahadimy, dia tafiditra tao Jerosalema i Nebozaradàna filohan’ny mpiambina sady manamboninahitry ny mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahafito tamin'ny volana fahadimy tamin'ny taona fahasivy ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, mpanompon'ny mpanjakan'i Babylona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafito tamin’ny volana fahadimy tamin’ny taona fahasivy amby folo nanjakan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia tonga tany Jerosalema i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, mpanompon’ny mpanjakan’i Babilona,
malagasy