2 Kings 25:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nandoro ny tranon’NY TOMPO sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny trano rehetra tany Jerosalema. Ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin’ny afo avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodorany ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny trano rehetra tao Jerosalema; nodorany tamin’ny afo avokoa ny trano lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nandoro ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’ny mpanjaka ary ireo trano tao an-tanàna, indrindra ny an’ny olona ambony rehetra.
Malagasy Bible 1865
ka nandoro ny tranon'i Jehovah sy ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin'ny afo avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nandoro ny tranon’NY TOMPO sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny trano rehetra tany Jerosalema. Ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin’ny afo avokoa.
malagasy
ka nandoro ny tranon'i Jehovah sy ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin'ny afo avokoa.