2 Kings 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Indrisy! NY TOMPO efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan’i Moaba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy ny mpanjakan’i Israely: «Indrisy, ny hanolotra azy eo an-tanan’i Moaba no niantsoan’i Iaveh an’ireto mpanjaka telo ireto!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjakan’i Israely: –Indrisy fa ny TOMPO mihitsy no nitaona antsika mpanjaka telo lahy ireto mba hatolotra eo an-tanan’ny Môabita!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Indrisy! Jehovah efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tànan'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Indrisy! NY TOMPO efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan’i Moaba!
malagasy
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Indrisy! Jehovah efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tànan'i Moaba.