2 Kings 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Josafata: Ao amin’izy io tokoa ny tenin’NY TOMPO. Dia nidina nankany amin’i Elisa ny mpanjakan’ny Israely sy i Josafata ary ny mpanjakan’i Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jôsafata: «Ao amin’izy iny ny tenin’i Iaveh.» Dia nidina nankany aminy ny mpanjakan’i Israely sy i Jôsafata mpanjakan’i Jodà, ary ny mpanjakan’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Jôsafata: –Miloatra avy aminy tokoa ny tenin’ny TOMPO. Dia nankany amin’i Elisà ny mpanjakan’i Israely sy i Jôsafata ary ny mpanjakan’i Edôma.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josafata: Ao amin'izy io tokoa ny tenin'i Jehovah. Dia nidina nankany amin'i Elisa ny mpanjakan'ny Isiraely sy Josafata ary ny mpanjakan'i Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Josafata: Ao amin’izy io tokoa ny tenin’NY TOMPO. Dia nidina nankany amin’i Elisa ny mpanjakan’ny Israely sy i Josafata ary ny mpanjakan’i Edoma.
malagasy
Ary hoy Josafata: Ao amin'izy io tokoa ny tenin'i Jehovah. Dia nidina nankany amin'i Elisa ny mpanjakan'ny Isiraely sy Josafata ary ny mpanjakan'i Edoma.