2 Kings 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Elisa tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Moa mifaninona akory izaho sy ianao? Mandehana any amin’ny mpaminanin’ny rainao sy ny mpaminanin’ny reninao. Nefa hoy ny mpanjakan’ny Israely taminy: Tsia, fa NY TOMPO efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Elisea tamin’ny mpanjakan’i Israely: «Mba mitady inona atỳ amiko koa ity ianao? Any amin’ny mpaminanin-dreninao aleha.» Fa hoy ny mpanjakan’i Israely taminy: «Tsia, fa ny hanoloran’i Iaveh an’ireto mpanjaka telo ireto eo an-tanan’i Moaba no niantsoany azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Elisà tamin’ny mpanjakan’i Israely: –Nahoana no mankatỳ amiko ianao? Mandehana any amin’ireo mpaminanin-drainao na ireo mpaminanin-dreninao! Fa novalian’ny mpanjakan’i Israely hoe: –Tsia, fa ny TOMPO mihitsy no nitaona anay mpanjaka telo lahy ireto mba hatolotra eo an-tanan’ny Môabita.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely: Moa mifaninona akory izaho sy ianao? Mandehana any amin'ny mpaminanin-drainao sy ny mpaminanin-dreninao ianao. Fa hoy ny mpanjakan'ny Isiraely taminy: Tsia, fa Jehovah efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tànan'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Elisa tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Moa mifaninona akory izaho sy ianao? Mandehana any amin’ny mpaminanin’ny rainao sy ny mpaminanin’ny reninao. Nefa hoy ny mpanjakan’ny Israely taminy: Tsia, fa NY TOMPO efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan’i Moaba.
malagasy