2 Kings 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Rehefa nitendry ilay mpitendry lokanga dia nanindry an’i Elisa ny tanan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao, angalao mpitendry harpa aho.» Ary nony nitendry ilay mpitendry harpa, dia nanindry an’i Elisea ny tanan’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, itondray mpitendry mozika aho. Raha mbola niangaly mozika ilay mpitendry, dia tonga tamin’i Elisà ny herin’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Ary rehefa nitendry ilay mpitendry lokanga, dia nanindry an'i Elisa ny tànan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Rehefa nitendry ilay mpitendry lokanga dia nanindry an’i Elisa ny tanan’NY TOMPO.
malagasy
Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Ary rehefa nitendry ilay mpitendry lokanga, dia nanindry an'i Elisa ny tànan'i Jehovah.