2 Kings 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Izao no lazain’NY TOMPO: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy: «Izao no lazain’i Iaveh: Manaova lavadavaka amin’ity lohasaha ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nampiteny azy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Andoahy lavaka maro ity hady ity,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa: Izao no lazain'i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Izao no lazain’NY TOMPO: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity!
malagasy
Ary hoy Elisa: Izao no lazain'i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity.