2 Kings 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy NY TOMPO: Tsy hahita rivotra na ranonorana akory ianareo; nefa ho feno rano io lohasahan-driaka io mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny ombinareo ary ny biby fiompinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: Tsy hahita rivotra ary tsy hahita ranonorana ianareo, nefa ho feno rano ity lohasaha ity, ka hisotro ianareo, dia ianareo sy ny biby fiompianareo ary ny bibinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Izaho TOMPO no efa nilaza fa tsy handre rivotra na hahita orana ianareo, nefa ho feno rano izany hady izany mba hisotroanareo, dia ny tenanareo sy ny miaramilanareo ary ny biby mpitondra ny entanareo.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jehovah: Tsy hahita rivotra na ranonorana akory ianareo; nefa ho feno rano io lohasahan-driaka io, mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny ombinareo ary ny biby fiompinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy NY TOMPO: Tsy hahita rivotra na ranonorana akory ianareo; nefa ho feno rano io lohasahan-driaka io mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny ombinareo ary ny biby fiompinareo.
malagasy
Fa hoy Jehovah: Tsy hahita rivotra na ranonorana akory ianareo; nefa ho feno rano io lohasahan-driaka io, mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny ombinareo ary ny biby fiompinareo.