2 Kings 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho zavatra kely ihany eo imason’NY TOMPO izany, fa hanolotra ny Moabita eo an-tananareo koa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola zavatra kely eo imason’i Iaveh anefa izany: hatolony eo an-tananareo i Moaba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy mbola zavatra kely eo imason’ny TOMPO ihany izany; fa hanolotra ny tanin’i Môaba eo an-tananareo koa Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ho zavatra kely ihany eo imason'i Jehovah izany; fa hanolotra ny Moabita eo an-tananareo koa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho zavatra kely ihany eo imason’NY TOMPO izany, fa hanolotra ny Moabita eo an-tananareo koa Izy.
malagasy
Ary ho zavatra kely ihany eo imason'i Jehovah izany; fa hanolotra ny Moabita eo an-tananareo koa Izy.