2 Kings 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary handrava ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna lehibe rehetra ianareo sady hikapa ny hazo tsara rehetra sy hanampina ny loharano rehetra sady hanipy vato amin’ny tany soa rehetra ho fanimbana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka horavanareo ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna soa indrindra rehetra, hokapainareo ny hazo mamoa rehetra, hotampenanareo ny loharano rehetra, ary hataonareo kila hotohoto amin’ny vato ny tanimboly soa rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horavanareo ny tanànamimanda sy ny tanàna soa rehetra, hokapainareo ny hazo fihinam-boa rehetra, hotampenanareo ny loharano rehetra ary hanipazanareo vato ny saha voavoly rehetra ho fanimbana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary handrava ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna soa rehetra ianareo sady hikapa ny hazo tsara rehetra sy hanampina ny loharano rehetra ary hanipy vato amin'ny tany soa rehetra ho fanimbana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary handrava ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna soa rehetra ianareo sady hikapa ny hazo tsara rehetra sy hanampina ny loharano rehetra ary hanipy vato amin'ny tany soa rehetra ho fanimbana azy.