2 Kings 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina, tokony ho tamin’ny fotoana fanolorana ny fanatitra, dia indro, nisy rano tokoa tonga avy tamin’ny lalana mankany Edoma ka feno rano ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina, tamin’ny fotoana fanaterana ny fanatitra, dia indro tonga tokoa ny rano, tamin’ny lalan’i Edôma, ka feno rano ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina, tamin’ny fotoana fanoloran-tsorona, dia indro fa nikoriana avy any Edôma ny rano ka nandrakotra ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, tokony ho tamin'ny fotoana fanaterana ny fanatitra, dia, indro, nisy rano tokoa tonga avy tamin'ny lalana mankany Edoma, ka feno rano ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina, tokony ho tamin’ny fotoana fanolorana ny fanatitra, dia indro, nisy rano tokoa tonga avy tamin’ny lalana mankany Edoma ka feno rano ny tany.
malagasy
Ary nony maraina, tokony ho tamin'ny fotoana fanaterana ny fanatitra, dia, indro, nisy rano tokoa tonga avy tamin'ny lalana mankany Edoma, ka feno rano ny tany.