2 Kings 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny Moabita rehetra fa tamy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo dia nivory izy, hatramin’izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, dia niandry teo amin’ny sisintaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny Moabita rehetra fa niakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo, dia nantsoiny ny lehilahy rehetra mahetra ny etran-tsabatra ary mihoatra noho izy ireo aza, ka naka toerana hiadiana teo amin’ny sisin-tany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’ny Môabita rehetra fa avy hanafika azy ireto mpanjaka telo lahy, dia nantsoiny avokoa izay lehilahy mahatam-piadiana rehetra ka naka toerana teo amin’ny sisin-tany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny Moabita rehetra fa avy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo, dia nivory izy hatramin'izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, ka dia niandry teo amin'ny sisin-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny Moabita rehetra fa tamy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo dia nivory izy, hatramin’izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, dia niandry teo amin’ny sisintaniny.
malagasy
Ary rehefa ren'ny Moabita rehetra fa avy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo, dia nivory izy hatramin'izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, ka dia niandry teo amin'ny sisin-taniny.[Heb. nahasikina]