2 Kings 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nifoha vao maraina ny Moabita, sady efa niposaka ny masoandro ka nitaratra tamin’ny rano, dia hitany ny rano tandrifiny fa mena tahaka ny ra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha maraina koa izy ireo, ary nony notarafin’ny masoandro ny rano, dia mena tahaka ny ra no nahitany ny rano tandrify azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nifoha ny Môabita ny ampitso maraina, dia notarafin’ny masoandro izany rano izany ka mena toy ny ra no fahitany azy teo anoloany;
Malagasy Bible 1865
Ary nony nifoha maraina koa ny Moabita, sady efa niposaka ny masoandro ka nitaratra tamin'ny rano, dia hitany ny rano tandrifiny fa mena tahaka ny rà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nifoha vao maraina ny Moabita, sady efa niposaka ny masoandro ka nitaratra tamin’ny rano, dia hitany ny rano tandrifiny fa mena tahaka ny ra.
malagasy
Ary nony nifoha maraina koa ny Moabita, sady efa niposaka ny masoandro ka nitaratra tamin'ny rano, dia hitany ny rano tandrifiny fa mena tahaka ny rà.