2 Kings 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ra io! Efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo ary efa nifamely izy rehetra; koa baboy amin’izao, ry Moaba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Ra io!» Nifandringana ireo mpanjaka ireo, nifamely izy samy izy, ka babony amin’izao, ry Moabita ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy izy hoe: –Ra io! Niady sy nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo sy ny tafiny; koa mitsangàna, ry Môaba, ka mandrobà!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Rà io! efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo, ary efa nifamely izy rehetra; koa mamaboa amin'izao, ry Moaba!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ra io! Efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo ary efa nifamely izy rehetra; koa baboy amin’izao, ry Moaba!
malagasy
Dia hoy izy: Rà io! efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo, ary efa nifamely izy rehetra; koa mamaboa amin'izao, ry Moaba!