2 Kings 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nony efa tonga teo an-tobin’ny Israely izy dia nitsangana ny Israely ka namely ny Moabita, dia nandositra teo anoloany ireo; fa niditra hatrany amin’ny tanin’ny Moabita ny Israely ka mbola namely azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso ho any amin’ny tobin’i Israely izy ireo. Kanjo nitsangana i Israely namely ny Moabita, izay vaky nandositra teo anoloany. Dia nitsofohany nasiana hatrany amin’ny taniny i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo, rehefa nanatona ny tobin’i Israely ny Môabita, dia notampohin’ny miaramila israelita izay namely azy ka nitsoaka nandositra teo anoloany. Nanenjika azy hatrany amin’ny taniny kosa ny Israelita ka naharesy azy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony efa tonga teo an-tobin'ny Isiraely izy, dia nitsangana ny Isiraely ka namely ny Moabita, dia nandositra teo anoloany ireo; fa ny Isiraely niditra hatrany amin'ny tanin'ny Moabita ka mbola namely azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nony efa tonga teo an-tobin’ny Israely izy dia nitsangana ny Israely ka namely ny Moabita, dia nandositra teo anoloany ireo; fa niditra hatrany amin’ny tanin’ny Moabita ny Israely ka mbola namely azy ihany.
malagasy