2 Kings 3:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalainy ny zanany lahimatoa izay natao hanjaka handimby azy ka natolony ho fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny manda. Dia niharan’ny fahatezerana mafy ny Israely ka niala taminy ary niverina ho any amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay izy naka ity zanany lahimatoa, efa natao hanjaka handimby azy, ka nateriny ho sorona dorana teo ambony manda. Tezitra nisafoaka terỳ i Israely ka nilaozany teo ny mpanjakan’i Moaba fa niverina ho any amin’ny taniny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalainy ny zanany lahimatoa izay tokony hanjaka handimby azy ka nataony sorona dorana manontolo teo ambonin’ny mandan’ny tanàna; natahotra mafy ny Israelita ka nandao ny fahirano ary nody any amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nalainy ny zanany lahimatoa, izay natao hanjaka handimby azy, ka nateriny ho fanatitra dorana teo ambonin'ny manda. Dia niharan'ny fahatezerana mafy ny Isiraely, dia niala taminy ary niverina ho any amin'ny taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalainy ny zanany lahimatoa izay natao hanjaka handimby azy ka natolony ho fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny manda. Dia niharan’ny fahatezerana mafy ny Israely ka niala taminy ary niverina ho any amin’ny taniny.
malagasy