2 Kings 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mesa, mpanjakan’i Moaba dia nanana ondry betsaka; ary nandoa hetra ho an’ny mpanjakan’ny Israely izy, dia zanak’ondry iray hetsy sy ondrilahy iray hetsy mbamin’ny volon’ondry avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana biby fiompy i Mesà mpanjakan’i Moaba, ka nandoa zanak’ondry 100.000 sy ondralahy 100.000, mbamin’ny volony koa, ho an’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niompy ondry maro i Mesà mpanjakan’i Môaba ka nandoa hetra zanak’ondry 100 000 sy ondrilahy 100 000 mbamin’ny volony ho an’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary Mesa, mpanjakan'i Moaba, nanana ondry betsaka; ary nandoa hetra ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia zanak'ondry iray hetsy sy ny volon'ondrilahy iray hetsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mesa, mpanjakan’i Moaba dia nanana ondry betsaka; ary nandoa hetra ho an’ny mpanjakan’ny Israely izy, dia zanak’ondry iray hetsy sy ondrilahy iray hetsy mbamin’ny volon’ondry avy aminy.
malagasy
Ary Mesa, mpanjakan'i Moaba, nanana ondry betsaka; ary nandoa hetra ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia zanak'ondry iray hetsy sy ny volon'ondrilahy iray hetsy.[Na: ny volon-janak'ondry iray hetsy sy ondrilahy iray hetsy]