2 Kings 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa maty i Ahaba dia nikomy tamin’ny mpanjakan’ny Israely ny mpanjakan’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maty anefa i Akaba dia niodina tamin’ny mpanjakan’i Israely ny mpanjakan’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty anefa i Ahaba mpanjaka, dia nikomy tamin’ny mpanjakan’i Israely ny mpanjakan’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa maty Ahaba, dia niodina tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely ny mpanjakan'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa maty i Ahaba dia nikomy tamin’ny mpanjakan’ny Israely ny mpanjakan’i Moaba.
malagasy
Fa rehefa maty Ahaba, dia niodina tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely ny mpanjakan'i Moaba.