2 Kings 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga avy tany Samaria i Jehorama mpanjaka tamin’izany andro izany ka nandamina ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nivoaka avy tao Samaria i Jôrama mpanjaka, tamin’izany andro izany, nampanao matso an’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niala tao Samaria i Jôrama tamin’izay mba hampanao matso ny tafik’i Israely manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jorama mpanjaka nivoaka avy tany Samaria tamin'izany andro izany ka nandamina ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga avy tany Samaria i Jehorama mpanjaka tamin’izany andro izany ka nandamina ny Israely rehetra.
malagasy
Ary Jorama mpanjaka nivoaka avy tany Samaria tamin'izany andro izany ka nandamina ny Isiraely rehetra.