2 Kings 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy: Aiza ary no lalana halehantsika? Dia namaly i Jehorama hoe: Ilay mamakivaky ny tany efitr’i Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa izy: «Iza no lalana hombantsika?» Ka hoy i Jôrama: «Ilay lalan’ny efitr’i Edôma.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ihany izy: «Aiza àry no lalana halehantsika?» Ary namaly i Jôrama hoe: «Ilay mamaky ny taniefitr’i Edôma ».
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Aiza ary no lalana halehantsika? Ary izy namaly hoe: Ilay mamaky ny efitr'i Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy: Aiza ary no lalana halehantsika? Dia namaly i Jehorama hoe: Ilay mamakivaky ny tany efitr’i Edoma.
malagasy
Ary hoy izy: Aiza ary no lalana halehantsika? Ary izy namaly hoe: Ilay mamaky ny efitr'i Edoma.