2 Kings 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda ary ny mpanjakan’i Edoma; nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an’ny miaramila sy ny biby fiompy izay noentiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga ny mpanjakan’i Israely sy ny mpanjakan’i Jodà ary ny mpanjakan’i Edôma. Nony nandeha lalan-kafitoana izy ireo, dia tsy nisy rano ho an’ny tafika sy ny biby nomba azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ny mpanjakan’i Israely sy ny mpanjakan’i Joda ary ny mpanjakan’i Edôma. Rehefa nandeha lalana fito andro ireo, dia tsy nahita rano intsony ho an’ny miaramila sy ny biby niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny mpanjakan'ny Joda ary ny mpanjakan'i Edoma; ary nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an'ny miaramila sy ny biby fiompy izay nentiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda ary ny mpanjakan’i Edoma; nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an’ny miaramila sy ny biby fiompy izay noentiny.
malagasy
Dia nandeha ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny mpanjakan'ny Joda ary ny mpanjakan'i Edoma; ary nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an'ny miaramila sy ny biby fiompy izay nentiny.