2 Kings 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro, tonga tao i Elisa ka nipetraka tao amin’ilay efitrano ambony ary nandry tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tao Sonama i Elisea indray andro ka nipetraka tao amin’ilay efitrano avo sy nandry tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia tonga tao amin-dry zareo i Elisà ary niakatra tany amin’ilay efitrano ambony ka natory tao.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny indray andro dia tonga tao Elisa ka nipetraka tao amin'ilay efi-trano ambony ary nandry tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro, tonga tao i Elisa ka nipetraka tao amin’ilay efitrano ambony ary nandry tao.
malagasy
Ary tamin'ny indray andro dia tonga tao Elisa ka nipetraka tao amin'ilay efi-trano ambony ary nandry tao.