2 Kings 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’i Gehazy zatovony: Antsoy ilay Sonemita. Rehefa nantsoiny Ravehivavy dia nitsangana teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin’i Giezỳ mpanompony: «Antsoy ilay vehivavy Sonamita.» Dia nantsoin’i Giezỳ ka nandroso nankeo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy tamin’i Gehazỳ mpanompony: –Antsoy ilay vehivavy sonemita. Rehefa nantsoiny ravehivavy, dia tonga teo anoloan’ilay efitrano;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'i Gehazy zatovony: Antsoy ilay Sonemita. Ary rehefa nantsoiny ravehivavy, dia nitsangana teo anatrehany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’i Gehazy zatovony: Antsoy ilay Sonemita. Rehefa nantsoiny Ravehivavy dia nitsangana teo anatrehany.
malagasy
Ary hoy izy tamin'i Gehazy zatovony: Antsoy ilay Sonemita. Ary rehefa nantsoiny ravehivavy, dia nitsangana teo anatrehany izy.