2 Kings 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly i Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Elisea: «Ka inona àry no hatao ho azy?» Dia hoy ny navalin’i Giezỳ: «Zanaka no tsy ananany ary ny lahy efa antitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Elisà: –Fa mba inona àry no hatao ho azy? Dia namaly i Gehazỳ hoe: –Indrisy fa tsy manan-janaka izy sady efa antitra ny vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly i Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy?
malagasy
Ary hoy Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy?