2 Kings 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Elisa: Antsoy ary izy. Ary nony nantsoiny izy dia nitsangana teo am-baravarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Elisea: «Antsoy àry izy.» Dia nantsoina izy ka nijanona teo am-baravarana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Elisà: –Antsoy indray àry izy. Rehefa nantsoiny ravehivavy, dia tonga teo anoloan’ny varavaran’ilay efitrano
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa: Antsoy ary izy. Ary nony nantsoiny izy, dia nitsangana teo am-baravarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Elisa: Antsoy ary izy. Ary nony nantsoiny izy dia nitsangana teo am-baravarana.
malagasy
Ary hoy Elisa: Antsoy ary izy. Ary nony nantsoiny izy, dia nitsangana teo am-baravarana.