2 Kings 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa nanana anaka tokoa Ravehivavy, koa nony niherina ny taona dia tera-dahy izy, dia tamin’ilay fotoana nolazain’i Elisa taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana anaka ravehivavy, ka tera-dahy nony afaka herintaona tamin’izany fotoana izany, araka ny voalazan’i Elisea taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Bevohòka tokoa anefa ravehivavy; ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy araka ny fotoanandro nolazain’i Elisà taminy.
Malagasy Bible 1865
Koa nefa nanan'anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin'ilay fotoana nolazain'i Elisa taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa nanana anaka tokoa Ravehivavy, koa nony niherina ny taona dia tera-dahy izy, dia tamin’ilay fotoana nolazain’i Elisa taminy.
malagasy
Koa nefa nanan'anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin'ilay fotoana nolazain'i Elisa taminy.