2 Kings 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niha lehibe ny zaza. Indray andro dia nankany amin’ny rainy tany amin’ny mpijinja vary izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihalehibe ny zaza. Ary indray andro, nankany amin-drainy tany amin’ny mpijinja vary izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihalehibe ny zaza; koa indray andro dia nankany amin-drainy tany am-pijinjam-barimbazaha izy,
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa lehibe ny zaza, dia nankany amin'ny rainy tany amin'ny mpijinja vary izy indray andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niha lehibe ny zaza. Indray andro dia nankany amin’ny rainy tany amin’ny mpijinja vary izy,
malagasy
Ary nony efa lehibe ny zaza, dia nankany amin'ny rainy tany amin'ny mpijinja vary izy indray andro,