2 Kings 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy izy tamin’ny rainy: Kay! Ny lohako! Ny lohako! Hoy rainy tamin’ny zatovo iray: Ento ho any amin’ny reniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao tamin-drainy hoe: «Izany an-dohako! Izany an-dohako!» Dia hoy rainy tamin’ny mpanompony: «Ento any amin-dreniny izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary vetivety eo dia niteny taminy hoe: –Dada ô! Maharary ahy loatra izany lohako izany! Ary hoy ny rainy tamin’ny mpanompony anankiray: –Ento haingana any amin-dreniny izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin-drainy: Edrey! ny an-dohako! ny an-dohako! Ary hoy rainy tamin'ny zatovo anankiray: Ento ho any amin-dreniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy izy tamin’ny rainy: Kay! Ny lohako! Ny lohako! Hoy rainy tamin’ny zatovo iray: Ento ho any amin’ny reniny izy.
malagasy
Ary hoy izy tamin-drainy: Edrey! ny an-dohako! ny an-dohako! Ary hoy rainy tamin'ny zatovo anankiray: Ento ho any amin-dreniny izy.