2 Kings 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Elisa taminy: Inona ary no hataoko ho anao? Lazao amiko: Inona avy no anananao ao an-trano? Fa hoy Ravehivavy: Ny mpanompovavinao dia tsy manana na inona na inona ao an-trano afa-tsy diloilo iray tavoara monja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Elisea taminy: «Inona no azoko atao ho anao? Lazao hoe izay anananao ao an-trano.» Ary hoy ny navalin-dravehivavy: «Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny ankizy vavinao afa-tsy diloilo iray tavoara monja.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Elisà taminy: –Inona àry no hataoko ho anao? Lazao ahy izay anananao ao an-trano. Fa hoy ny navalin’ilay vehivavy: –Tsy manana na inona na inona aho afa-tsy ilomanitra indray mihosotra ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Elisa taminy: Inona ary no hataoko ho anao? Lazao amiko: inona avy no anananao ao an-trano? Fa hoy ravehivavy: Ny ankizivavinao tsy manana na inona na inona ao an-trano afa-tsy diloilo iray tavoara monja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Elisa taminy: Inona ary no hataoko ho anao? Lazao amiko: Inona avy no anananao ao an-trano? Fa hoy Ravehivavy: Ny mpanompovavinao dia tsy manana na inona na inona ao an-trano afa-tsy diloilo iray tavoara monja.
malagasy