2 Kings 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notrotroin’ilay zatovo izy ka noentiny ho any amin’ny reniny; nampofoiny mandra-pitataovovonan’ny andro izy dia maty izy avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nentin’ny mpanompo sy nateriny tany amin-dreniny ilay zaza, dia nipetraka teo am-pofoan-dreniny mandra-pitataovovonana ny andro ary tamin’izay dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notrotroin’ilay mpanompo izy ka nentiny ho any amin-dreniny; ary nampofoin-dravehivavy izy mandra-pitataovovonan’ny andro, dia maty.
Malagasy Bible 1865
Dia notrotroin'ilay zatovo izy ka nentiny ho any amin-dreniny, ary nampofoiny izy mandra-pitataovovonan'ny andro, dia maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notrotroin’ilay zatovo izy ka noentiny ho any amin’ny reniny; nampofoiny mandra-pitataovovonan’ny andro izy dia maty izy avy eo.
malagasy
Dia notrotroin'ilay zatovo izy ka nentiny ho any amin-dreniny, ary nampofoiny izy mandra-pitataovovonan'ny andro, dia maty.