2 Kings 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra Ravehivavy ka nampandry azy teo amin’ny fandrianan’ilay lehilahin’Andriamanitra ary narindriny ny trano ka niala teo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra nampandry azy teo amin’ny farafaran’ilay olon’Andriamanitra ravehivavy, dia narindriny aman-trano tao ny zaza, ary nivoaka izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niakatra tao amin’ny efitranon’i Elisà ravehivavy ka nampandry ny zaza teo am-parafarany; dia nakatony ny varavarana. Avy teo izy lasa
Malagasy Bible 1865
Ary ravehivavy niakatra ka nampandry azy teo amin'ny fandrian'ilay lehilahin'Andriamanitra, dia narindriny ny trano, ka nivoaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra Ravehivavy ka nampandry azy teo amin’ny fandrianan’ilay lehilahin’Andriamanitra ary narindriny ny trano ka niala teo izy.
malagasy
Ary ravehivavy niakatra ka nampandry azy teo amin'ny fandrian'ilay lehilahin'Andriamanitra, dia narindriny ny trano, ka nivoaka izy.