2 Kings 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny vadiny izy ka niteny hoe: Miangavy anao aho, asaivo misy zatovo iray mankaty amiko mitondra borikivavy iray, fa handeha haingana ho any amin’ny lehilahin’Andriamanitra aho dia hiverina indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niantso ny lahy, nanao hoe: «Aza mahafady, alefaso mankatỳ amiko kely ny anankiray amin’ny mpanomponao sy ny anankiray amin’ny ampondra vavy, hankanesako faingana amin’ilay olon’Andriamanitra, dia hiverina aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niantso ny vadiny nanao hoe: –Mba andefaso mpanompo iray miaraka amin’ny borikivavy iray aho; fa handeha faingana ho any amin’ilay olon’Andriamanitra aho, dia hiverina indray.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny vadiny izy ka nanao hoe: Masìna ianao, asaovy misy zatovo anankiray mankaty amiko mitondra borikivavy anankiray, fa handeha faingana ho any amin'ny lehilahin'Andriamanitra aho, dia hiverina indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny vadiny izy ka niteny hoe: Miangavy anao aho, asaivo misy zatovo iray mankaty amiko mitondra borikivavy iray, fa handeha haingana ho any amin’ny lehilahin’Andriamanitra aho dia hiverina indray.
malagasy