2 Kings 4:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny vadiny: Inona no ankanesanao any aminy anio, nefa tsy mba andro tsinam-bolana na Sabata tsinona izao? Hoy Ravehivavy: Aza manahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny lahy: «Nahoana no hankanesanao any anio? Tsy tsinam-bolana izao, tsy andro sabata akory?» Dia hoy ny navalin-dravehivavy: «Aza manana ahiahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny vadiny taminy: –Nahoana ianao no hankany aminy anio, nefa tsy fetin’ny tsinam-bolana na sabata akory ny andro? Hoy kosa ny navaliny: –Aza manahy ianao!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny lahy: Inona no hankanesanao any aminy anio, nefa tsy mba andro tsinam-bolana na Sabata tsinona izao? Ary hoy ravehivavy: Ka nahoana aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny vadiny: Inona no ankanesanao any aminy anio, nefa tsy mba andro tsinam-bolana na Sabata tsinona izao? Hoy Ravehivavy: Aza manahy!
malagasy
Fa hoy ny lahy: Inona no hankanesanao any aminy anio, nefa tsy mba andro tsinam-bolana na Sabata tsinona izao? Ary hoy ravehivavy: Ka nahoana aza?