2 Kings 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanisy lasely ny borikivavy Ravehivavy ka hoy izy tamin’ny zatovony: Tariho izy ka mizora; aza ajanonjanonao akory aho raha tsy ampijanoniko ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy nasiana lasely ny ampondra vavy, ary hoy izy tamin’ny mpanompony: «Tariho lalana aho ka miaingà ary aza mampijanona ahy any an-dalana, raha tsy efa izaho no efa nilaza taminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanisy lasely ny borikivavy izy ary niteny tamin’ny mpanompony hoe: –Andeha tariho ny boriky, ka aza mijanona mihitsy raha tsy baiko avy amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary ravehivavy dia nanisy lasely ny borikivavy, ka hoy izy tamin'ny zatovony: Ampandehano, izy ka mizora; aza miahotrahotra akory amin'ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanisy lasely ny borikivavy Ravehivavy ka hoy izy tamin’ny zatovony: Tariho izy ka mizora; aza ajanonjanonao akory aho raha tsy ampijanoniko ianao!
malagasy
Ary ravehivavy dia nanisy lasely ny borikivavy, ka hoy izy tamin'ny zatovony: Ampandehano, izy ka mizora; aza miahotrahotra akory amin'ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao.