2 Kings 4:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anao aho, mihazakazaha hitsena azy ka ataovy aminy hoe: Tsara ihany va ianao? Tsara ihany va ny vadinao? Tsara ihany va ny zaza? Ary hoy Ravehivavy: Tsara ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mandehana faingana, tsenao izy, ary ilazao hoe: Tsara ihany va ianao? Tsara ihany va ny vadinao? Tsara ihany va ny zanakao?» Dia hoy ny navalin-dravehivavy: «Eny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba mihazakazaha ianao hitsena azy ary anontanio raha toa ka tsara ihany izy sy ny vady aman-janany. Dia namaly an’i Gehazỳ ilay vehivavy fa tsara ihany izy mianakavy.
Malagasy Bible 1865
masìna ianao, mihazakazaha hitsena azy, ka ataovy aminy hoe: Tsara ihany va ianao: Tsara ihany va ny vadinao? Tsara ihany va ny zazalahy? Ary hoy ny famaliny: Tsara ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anao aho, mihazakazaha hitsena azy ka ataovy aminy hoe: Tsara ihany va ianao? Tsara ihany va ny vadinao? Tsara ihany va ny zaza? Ary hoy Ravehivavy: Tsara ihany.
malagasy
masìna ianao, mihazakazaha hitsena azy, ka ataovy aminy hoe: Tsara ihany va ianao: Tsara ihany va ny vadinao? Tsara ihany va ny zazalahy? Ary hoy ny famaliny: Tsara ihany.