2 Kings 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ravehivavy: Moa naniry zaza taminao va aho, tompoko? Tsy efa nilaza va aho hoe: Aza mamitaka ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ravehivavy: «Moa ve nangata-javatra tamin’ny tompoko aho? Tsy izao va no nataoko: Aza laingainao aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay indrindra, dia hoy ilay vehivavy: –Moa nangataka zanaka taminao va aho, tompoko? Tsy efa nilazako ve ianao hoe: «Aza mampanantena volana ahy.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ravehivavy: Moa naniry zaza taminao va aho, tompoko? Tsy hoy va aho: Aza mamitaka ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ravehivavy: Moa naniry zaza taminao va aho, tompoko? Tsy efa nilaza va aho hoe: Aza mamitaka ahy?
malagasy
Dia hoy ravehivavy: Moa naniry zaza taminao va aho, tompoko? Tsy hoy va aho: Aza mamitaka ahy?