2 Kings 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Andeha mindrana vilany amin’ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Mandehana mindran-tavoara amin’ny mifanolo-bodirindrina aminao rehetra, dia tavoara foana, ka aza atao vitsy loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray i Elisà: –Mandehana mindrana tavoara foana amin’izay mpiara-monina aminao rehetra, kanefa aza atao vitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Andeha mindram-bilany amin'ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Andeha mindrana vilany amin’ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy!
malagasy
Ary hoy izy: Andeha mindram-bilany amin'ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy.