2 Kings 4:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa ny renin’ny zaza: Raha velona koa NY TOMPO, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho! Dia nitsangana ilay lehilahin’Andriamanitra ka nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny renin’ny zaza: «Velona i Iaveh! ary velona koa ny fanahinao! ka tsy ilaozako ianao.» Koa nitsangana i Elisea dia nanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny renin’ny zaza tamin’i Elisà: –Velona ny TOMPO ary velona ny ainao, ka manizingizina aho fa tsy hiala eto raha tsy tafaraka aminao. Ary lasa tokoa ilay olon’Andriamanitra ka niara-dia taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny renin'ny zazalahy: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho. Ary ilay lehilahin'Andriamanitra nitsangana ka nanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa ny renin’ny zaza: Raha velona koa NY TOMPO, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho! Dia nitsangana ilay lehilahin’Andriamanitra ka nanaraka azy.
malagasy
Ary hoy ny renin'ny zazalahy: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho. Ary ilay lehilahin'Andriamanitra nitsangana ka nanaraka azy.