2 Kings 4:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tao an-trano i Elisa dia indro, efa maty ny zaza sady nampandriana teo am-pandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao an-trano i Elisea, indro maty ilay zaza ary nandry teo am-parafarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao an-trano i Elisà, dia mbola mivalampatra eo ambony farafara ilay zaza maty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tao an-trano Elisa, indro, maty ny zazalahy sady nampandrina teo am-pandriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tao an-trano i Elisa dia indro, efa maty ny zaza sady nampandriana teo am-pandrianany.
malagasy
Ary rehefa tonga tao an-trano Elisa, indro, maty ny zazalahy sady nampandrina teo am-pandriany.